Ambondrona Olom-banona Tononkira gasy paroles de chansons malgaches

 
   
 
Paroles de Chanson Malgache sur GasyKaManja - [ 1145 ]Tononkira malagasy 
Cliquez ici pour Ajouter une chanson
Rechercher un artiste
Artiste     1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Chansons 1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Rechercher une chanson
<< Retour
Pas de dédicace pour cette chanson pour l'instant
Titre de la chanson : olom-banona
Artiste : ambondrona
Posté le : 01/01/1970 par :
Siteweb :
Fa angaha rehefa zandry
Tsy mba manana sandry
Fa angaha rehefa tsy miteny dia atao tsindry hazo lena
Satria kely ny tena

Ny ankizy indray
No mahatsiaro mahamay
Ry zoky, ry ray aman-dreny mba henoy izy ireny
Ny zony omena

Fa nihafy izy ireny hatrizay (hey)
Ireo ankizy tsy sahy mitaraina (hey hey)

Aleo ampina fa ts'izy indray no handeha hotsindriana
Ka mba ampio rehefa zaza izy ireny
Aza ampijaliana fa kely
Avelao aloha ny hilalao, fa aza ampiasainao
Rehefa any aoriana hohitanao.
Ny valin'izany

F'angaha raha mafy ady
Tsy mba afaka miady
F'angaha raha mavomavo
Dia atao tsindrio fa lavo
Simbaina ny hohaviny


Fa nihafy izy ireny hatrizay (hey)
Ireo ankizy tsy sahy mitaraina (hey hey)

Aleo ampina fa ts'izy indray no handeha hotsindrina
Ka mba ampio rehefa zaza izy ireny
Aza ampijaliana fa kely
Avelao aloha ny hilalao, fa aza ampiasainao
Rehefa any aoriana hohitanao.
Ny valin'izany
Envoyer la chanson à un ami | Imprimer la chanson olom-banona de ambondrona
Liste des chansons de Ambondrona
» Ajanony
» ajanony any
» Aleo aloha
» ambondrona
» AMPY AHY
» averiko
» aza adino
» aza omena tsiny
» aza tsiny
» Aza tsiny
» EFA ANAO
» Eny sa tsia
» eny sa tsia!
» eo foana
» eo foana
» Fito andro
» fito andro
» hanala azy
» hatramin izao
» hijery anao
» ho tsaroana
» ilay tanana
» INTY AHO
» mahagaga
» Mankasitraka aho
» maty aho...
» maty aho...
» Miandry aho
» misy fetra
» misy fetrany
» Misy fetrany
» naleonao
» ngôma
» nivadika
» ny ao anatiko ao
» ny ho avy
» olom-banona
» raiso e ! (manjaka)
» rakala
» SAINO
» samy vita
» Taiza moa
» Tena fitia
» Tohizo ihany
» tsy adala aho
» tsy hay
» tsy hay
» Variana
 
Dernier Ajout
» Mbola ho avy (Erick Manana)
» SAMY HAFA (Farah Bambs)
» AM'FO (Farah Bambs)
» Tsy ho very (Mirado)
» Mankasitraka aho (Ambondrona)
» AZA MIALA (Felaniary)
» SENDRA NY TIANA (Felaniary)
» Sambe tsara (Felaniary)
» Aigle d\'or (Francia D Ankoay)
» Tchao mon coucou (Francia D'ankoay)
» Tchao mon coucou (Francia D Ankoay)
» SAINO (Ambondrona)
» Mahamay (Felaniary)
» Mpangalamama (Felaniary)
» Ho tia (Felaniary)
» Ma vie et ma joie (Maggie Blanchard)
» Kamboty velon-dray (Hasina)
» TSY SAHY (T-rick)
» AKAIKINAO (T-rick)
» Manaiky aho (Firmin)
» Lasa (Melky)
» Fa iza (Rija Ramanantoanina)
» Aza atao zara vilagna (Jean Aimé)
» EFA ANAO (Ambondrona)
» Esory re ry raiko (Fafah)
» Tsaroanay tokoa (Fafah)
» Mbola tia (Firmin & Melky)
» Babonao (Tarika Hasina)
» Ny misy anao (Toucky)
» Tiako fotsiny ianao (Bodo)
 
  GasyKaManja.com © Tous droits réservés, la reproduction de cette page même partielle est interdite.